Medinaceli dia tanàna any Espaina. Ao anatin'ny Faritan'ny Soria, Any Castilla-León
Amin'ny teny frantsay, afaka tononina Médina-Céli koa izy.
Avy any amin'ny fiteny arabo madīnat salīm (tananan'i Salim) ny anaran'ny tanàna
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.