Kwanza (renirano)
Apparence
09°21′S 13°09′E / 9.350°S 13.150°E
Ny Kwanza dia renirano iray any afovoan'i Angola. Mikoriana any amin'ny Ranomasimbe Atlantika ao Barra do Kwanza izy io
Ny volan'i Angola dia nomena anarana avy amin'io renirano io ihany koa: Kwanza (vola), araka ny nanomezany ny anaran'ny faritany roa: Kwanza-Sul sy Kwanza-Norte: Mirefy 965 km ny halavany.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Kwanza River |