iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.
iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.



Link to original content: https://mg.wikipedia.org/wiki/Al-‘Uzzá
Al-‘Uzzá — Wikipedia Aller au contenu

Al-‘Uzzá

Avy amin'i Wikipedia
I Al-Lat sy i Manat ary i Al-Uzza

I Al-‘Uzzá ((arabo: العزى) dia iray amin'ireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamanitra Hubal nivavahan' ny Arabo tao Maka. Midika hoe "ny mahery indrindra" na "ny hery" izany anarana izany. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i Al-Lāt (arabo: اللات) sy i Manāt (arabo: مناة‎ ). I Al-‘Uzzá dia andriamanibavin' ny fahavokarana, izay ninoana fa miaro sady miantoka ny fandresena amin' ny ady ifanaovany amin' ny firenena na foko hafa fahavalony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]