Teny iditra | 1 febroary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 February [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 février [3.1] |
Voambolana |
6 Fotoana |
Tovy hevitra | 7 fevrie |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
84 Fizaran' andro |
Fivaditsoratra | 85 febroary, fiborera |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |