iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.
iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.



Link to original content: http://mg.wiktionary.org/wiki/ofisialy
ofisialy - Wikibolana, raki-bolana malalaka Aller au contenu

ofisialy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « ofisialy » Etimôlôjia

Avy amin'ny fiteny anglisy official nogasiana tamin'ny teny malagasy.

Mpamaritra

ofisialy  ♦ X-SAMPA : ufisialʲ

  1. Zavatra nambara ary tokony mihatra eo anivon'ny firenena iray.
  2. Enti-milaza izay neken'ny fanjakana.
  3. An'ny fanjakana
  4. Enti-milaza izay rehetra vaovao avoakan'ny fanjakana: Araka ny tarehi-marika ofisialy dia toy izao ny isan'ny "eny" sy ny "tsia" tamin'ny fitsapana hevi-bahoaka farany tao.
  5. Enti-milaza zavatra neken'ny fanjakana ny fijoroany ka efa navoaka ho fantatry ny be sy ny maro
  • Ny teny malagasy no teny ofisialy.

Dikan-teny amin'ny teny vahiny

[Ovay]
[fr] : officiel
[en] : official
[es] : oficial
Litera 6

Dikan-teny

  1. ôksitana : oficial