iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.
iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.



Link to original content: http://mg.wiktionary.org/wiki/madinika
madinika - Wikibolana, raki-bolana malalaka Aller au contenu

madinika

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « madinika » Etimôlôjia

Mpamaritra

madinika madinikʲạ

  1. p. t.: (na majinika, hoy ny fanononan'ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Sora tra madinika
  2. Madini-koditava ny an kiz y. • F.-p.: Madini-bolo na madini-drendrika: madini-tenona.
  3. Madini-drary: madfnipahana
  4. Vola madinika: ireo vola metaly ampahan'ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoa• mena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dfnika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary fo-Io, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja.

Dikan-teny