Niassa
Apparence
13°18′46″S 35°14′26″E / 13.312780°S 35.240560°E
Niassa | ||
Velarantany | 129,056 km2 | |
Isam-ponina | 1,810,794 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Mozambika | |
Faritany | Niassa | |
Faritra | NC |
Faritanin'i Niassa (portogey : província de Niassa ) dia iray amin'ireo faritany iraika ambin'ny folo ao Mozambika. Ny renivohiny dia ny tanànan'i Lichinga .
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny velarantanin'ilay tanàna dia 129.056 km2. Manamorona ny avaratra amin’i Tanzania izy io; any atsinanana ny faritanin'i Cabo Delgado, any atsimo ny faritanin’i Nampula (faritany) sy Zambézia, any andrefana amin'ny Farihy Nyassa.
Distrika
[hanova | hanova ny fango]Ny faritanin'i Niassa dia mizara ho distrika 15 amin'ny:
- Distrikan'i Cuamba
- Distrikan'i Lago
- Distrikan'i Lichinga
- Distrikan'i Majune
- Distrikan'i Mandimba
- Distrikan'i Marrupa
- Distrikan'i Maúa
- Distrikan'i Mavago
- Distrikan'i Mecanhelas
- Distrikan'i Mecula
- Distrikan'i Metarica
- Distrikan'i Muembe
- Distrikan'i N'gauma
- Distrikan'i Nipepe
- Distrikan'i Sanga
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Niassa |