iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.
iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.



Link to original content: http://mg.wikipedia.org/wiki/Fanasan'ny_Tompo
Fanasan' ny Tompo — Wikipedia Aller au contenu

Fanasan' ny Tompo

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fanasan'ny Tompo)

Ny Fanasan' ny Tompo dia fomba manana ny maha izy azy ao amin' ny fivavahana kristiana izay anamasinan' ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo ("tenan' i Jesoa") sy ny divay ("ran' i Jesoa") ary isotroana sy ihinanan' ny mpivavaka izany araka ny nandidian' i Jesoa Kristy tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ireo mpianany manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Prôtestanta malagasy no mampiasa io andrian-teny hoe "fanasan' ny Tompo" io, ka mitovitovy votoantin-javatra tondroina amin' ny teny hoe Eokaristia izay ampiasain' ny Katôlika malagasy. Sakramenta faharoa manampy ny batisa ny fanasan' ny Tompo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]