iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.
iBet uBet web content aggregator. Adding the entire web to your favor.



Link to original content: http://mg.m.wiktionary.org/wiki/kintana
kintana - Wikibolana, raki-bolana malalaka

Malagasy

Ovay

  Etimôlôjia

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 kintako kintanay, kintantsika
2 kintanao
(tenim-paritra) kintan'angao
kintanareo
3 kintany
(tenim-paritra) kintan'anjy
(Sihanaka) kintan-jareo
K- kintan'
kintan-
kintam-

kintana  ♦ X-SAMPA : kin͡tanạ

  1. Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra [...]
    • (Ohatra tsy ampy)
  2. Zavatra mazava hita eo amin'ny lanitra rehefa alina ny andro