filankevitra
Jereo koa : filan-kevitra |
Malagasy
OvayRaha fantatrao ny etimôlôjian’ ity teny ity mba ampio ilay izy azafady araka ny toromarika misy eto. |
Anarana iombonana
filankevitra filaŋ͡kevit͡ʂạ
- Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka.
- Filan-kevitra faratampon'ny tolom piavotana.
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | filankevitro | filankevitray, filankevitsika |
2 | filankevitrao | filankevitrareo |
3 | filankeviny | filankevin-jareo |
Dikan-teny
Dikan-teny tsy ampy
- [en] : [[]]
- [es] : [[]]
- [fr] : [[]]